Entrée manao rarangy
Mots élémentaires manao ; rarangy
Partie du discours locution
Explications en malgache Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonymes mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

Mis à jour le 2023/07/17