Entrée | 1 manao teli-moka |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1] |
Exemples |
4 Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406] 5 Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895] |
Mots élémentaires | 6 manao, teli-moka |
Mis à jour le 2023/11/20 |