|
|
|
|

Entrée1  manao hitsin-dalana
Mots élémentaires  2  manao, hitsin-dalana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany

Mis à jour le 2023/11/20