Entrée manangona (angona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
¶ Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
¶ Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to collect, to assemble, to gather things or persons together. [Richardson 1885]
Définition française rassembler, accumuler [SLP: Voambolana]
Morphologie 
manangona
nanangona
hanangona
manangòna
Exemples Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 34]
Citations 

Entrée manangòna (angona)
Partie du discours impératif du verbe actif manangona [liste]

2013/03/21