Entrée |
manandro
(andro)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray
[1.1]
|
Explications en anglais | To practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [1.2]
|
| To cast a horoscope; to pick out lucky days [1.7]
|
Explications en français | Tirer l'horoscope, prédire les
jours fastes et néfastes [1.8]
|
Exemples | Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy.
[2.857]
|
Morphologie |
Présent : |
manandro |
Passé : |
nanandro |
Futur : |
hanandro |
Impératif : |
manandroa |
|
Proverbes |
|