|
|
|
|

Entrée1  manandro
Radical  2 andro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany.
5 Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray. [1.1]
Explications en anglais  6 to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days.. [1.2]
7 to cast a horoscope; to pick out lucky days. [1.7]
Explications en français  8 tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes. [1.8]
Exemples  9  Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  manitsakaandro, 15  mitetyandro
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 manandro, 18 mandrona, mandronà, 19 manondra

Mis à jour le 2025/11/09