Entrée | 1 manambony |
Radical | 2 ambony |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena [1.1] |
Explications en anglais |
5 to make much of one's self or of another. [1.2] 6 to make much of, to consider highly [1.7] |
Explications en français |
7 exalter, rendre hommage à [1.8] |
Exemples |
8 Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? [2.296#] 9 Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 anombinam, manambony, manombina, manombìna, namaimbon |
Mis à jour le 2023/01/20 |