Entrée | 1 manamboninahitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony 4 Miaramila ambony galona na laharana [1.1] |
Explications en anglais | 5 An officer in the army, a person of rank. [1.2]6 an officer of the palace or of the armed forces [1.7] |
Explications en français | 7 qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité [1.3]8 officier du palais ou de l'armée [1.8]9 « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume [1.196] |
Exemples |
10 Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe: [2.293] 11 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] 12 Hoy ilay manamboninahitra namako. [2.471] 13 Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy. [2.472] |
Mots élémentaires | 14 manana, voninahitra |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot manamboninahitra |
Mis à jour le 2023/06/06 |