Entrée manaloha (aloha)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika?
¶ Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [Richardson 1885]
Morphologie 
manaloha
nanaloha
hanaloha
manaloha

Entrée manalohà (aloha)
Partie du discours impératif du verbe actif manaloha [liste]

2012/06/20