|
|
|
|

Entrée1  manalalaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  lalaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana
Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay
Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra
Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony
Explications en anglais  9  [1.2] is used in Imerina for mandalaka
10  [1.7] to make wide, to make roomy
Explications en français  11  [1.3, 1.8] desserrer, élargir, rendre spacieux
12  [1.3] espacer, mettre à l'aise
Exemples  13  [2.996#] Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy

Mis à jour le 2025/07/29