Entrée manakona (takona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro
Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao
Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay [1.1]
Explications en anglais To conceal, to cover [1.2, 1.7]
 To hide; to shadow, to stand in the light of one. [1.2]
Explications en français Cacher, couvrir [1.3, 1.8]
 Faire ombre en arrêtant la lumière [1.3]
Exemples 
1nefa raha velarina, manakona ny lanitra; [2.69]
2Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. [1.406]
Morphologie 
Présent : manakona
Passé : nanakona
Futur : hanakona
Impératif : manana

Entrée manakòna (takona)
Partie du discours impératif du verbe actif manakona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/03