Entrée manakitrana (kitrana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina
¶ Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manakitrana
nanakitrana
hanakitrana
manakitràna

Entrée manakitràna (kitrana)
Partie du discours impératif du verbe actif manakitrana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/03/18