|
|
|
|

Entrée1  manakipaka
Radical  2  kipaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina
Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra
Explications en français  5  [1.3#333] Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un.
Exemples  6  Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony. [2.996#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  manakipaka, mpanakiaka

Mis à jour le 2024/02/05