Entrée | 1 manakipaka |
Radical | 2 kipaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [1.1] |
Explications en français |
5 Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un. [1.3#333] |
Exemples |
6 Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.
[2.996#]
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 manakipaka, 12 mpanakiaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |