Entrée manakatra (takatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to try the depth of water; to try to reach up to something [Hallanger 1973]
Définition française sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [Hallanger 1974]
Morphologie 
manakatra
nanakatra
hanakatra
manakara
Mots composés, titres, noms 

2012/06/20