|
|
|
|

Entrée1  manaingina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  taingina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy
Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra)
Explications en anglais  9  [1.7] to place upon or astride something
Explications en français  10  [1.8] mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus
Exemples  11  [2.996#] Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona

Anagrammes  12  aminganany, manaingina, namangiany

Mis à jour le 2025/07/29