|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manahirana
Radical  2  sahirana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ
5  Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy
6  Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho [1.1]
Explications en anglais  7  to vex, to trouble; to annoy [1.7]
Explications en français  8  vexer, ennuyer [1.3#558, 1.8]
9  embarrasser, préoccuper, donner du souci [1.3#558]
10  troubler; gêner; occuper [1.8]
Exemples  11  tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [2.470]
12  Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [2.472]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Analogues  17  sarotra, mafotaka, baodibaodika, anoin-tsarotra

Entrée (2/2)18  manahina
Radical  19  sahirana
Partie du discours  20  impératif du verbe actif manahirana [Liste complète]
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3#558]

Anagrammes  23  anahiranam, anamarihan, hamaranany, hamarinana, hamiranana, hanairanam, hanamanira, hanamarany, hanamarina, hanamirana, hanarainam, hanaramany, manahirana, manahiràna, namaharany, nanamariha

Mis à jour le 2023/01/20