| Entrée | 1 manafin-kibo | 
| Mots élémentaires | 2 manafina, 3 kibo | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza ny vehivavy bevohoka nefa mahay manamboatra ny fitafiany tsy hamantaran' ny olona azy ho izany [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |