|
|
|
|

Entrée1  manadonto
Radical  2  donto
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany
5  Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity
6  Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  manadonto, nandotoam

Mis à jour le 2023/01/05