Entrée mampitombo (tombo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitovy hevitra: manabe voho ~ manao be filaza ~ manao filazan-dRamitraho ~ manao kitsanitsany ~ manao laza habobo ~ manao laza masaka ~ manao laza rezatra ~ manao lazam-balala ~ manao tera-bao filaza ~ manitatra ~ masadroatelo ~ matavy filaza ~ milaza valamaty [1.1]
Explications en anglais Ny mampitombo : multiplication [1.7]
Explications en français Ny mampitombo: la multiplication [1.8]
Explications en malgache Manitatra [1.13]
Explications en français Multiplier, augmenter [1.13]
Exemples 
1Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508]
2Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117]
3Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357]
4Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369]
Morphologie 
Présent : mampitombo
Passé : nampitombo
Futur : hampitombo
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/19