|
|
|
|

Entrée1  mampihoron-koditra
Mots élémentaires  2  mampihoro, hoditra
Partie du discours  3  locution
Explications en français  4  [3.1] donner la chair de poule
Exemples  5  [2.895] Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra.
6  [2.471] Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina.
7  [2.285] Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo?

Mis à jour le 2025/02/08