Entrée mampihorohoro (horohoro)
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
mampihorohoro
mampihorohoron'
mampihorohoron-
mampihorohorom-
nampihorohoro
nampihorohoron'
nampihorohoron-
nampihorohorom-
hampihorohoro
hampihorohoron'
hampihorohoron-
hampihorohorom-
Exemples 
1Teo amin' ny kristiana kosa ny fasana dia nanjary nanana hevitra mampihorohoro. [Rabemolaly: Fary, page 129]
2Ny fitondrana mampihorohoro indrindra, tamin' ny andron' i Mosesy, dia ny nampitoraihana vato ho faty an' ilay lehilahy anankiray nanangona kitay tamin' ny andro Sabata Nom. [Randzavola: Baiboly, page 352]

2017/01/21