Entrée (1/2) | 1 horohoro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [1.1] |
Explications en anglais |
4 a trembling, a shudder [1.7] |
Explications en français |
5 tremblement, frémissement [1.8] |
Exemples |
6 Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro.
[2.5#]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 17 horohoro |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 Karazan' ahitra [1.1] 20 karazan-jozoro madinika [Sihanaka] [1.78] |
Explications en français |
21 Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [Bara]
[1.196] |
Vocabulaire | 22 Botanique |
Anagrammes | 23 horohoro, 24 rohoroho |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |