Entrée mampihiratra (hiratra)
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Ny resak' izy roa lahy nitohy ihany ary tsy nisy niafina tamiko, no hampihiratra tanteraka ny masoko sy ny saiko. [2.4]
2Iaveh mampihiratra ny jamba; Iaveh mampitraka ny mitanondrika; Iaveh tia ny marina; [2.996]
Morphologie 
Présent : mampihiratra, mampihiratr', mampihira-, mampihiratry
Passé : nampihiratra, nampihiratr', nampihira-, nampihiratry
Futur : hampihiratra, hampihiratr', hampihira-, hampihiratry

Mis à jour le 2020/07/31