Entrée | 1 mampiharihary |
Radical | 2 harihary |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [1.3] mettre n'en évidence, rendre manifeste, rendre évident, convaincre 5 [1.66.fr#966] visualiser |
Exemples |
6 [2.445#] Ireny no mampiharihary fa afaka ny taninao. 7 [2.996] Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 mampibaribary |
Anagrammes | 12 ampihariharim, mampiharihary |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |