|
|
|
|

Entrée1  mampidi-doza
Mots élémentaires  2  mampiditra, loza
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mampahita loza, mamohehatra
5  [1.13] mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana
Explications en français  6  [1.13] dangereux
Exemples  7  Ny fanapahan-dalana anefa no matetika mampididoza. [2.117#]
8  Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao mampididoza. [2.332#]
9  Fa, mba tsy hisiana zavatra mampididoza, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina. [2.270#]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mampidi-doza

Mis à jour le 2023/02/21