Entrée (1/2) | 1 mampakatra |
Radical | 2 akatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana? 5 manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io 6 Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho [1.1] |
Explications en anglais |
7 To send for; to procure; to fetch up, or carry up [1.2] 8 to lift up [1.7] |
Explications en français |
9 soulever, faire monter [1.3, 1.8] |
Exemples |
10 Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. [2.471] 11 Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 mampakatra |
Radical | 19 akatra |
Partie du discours | 20 verbe actif |
Explications en malgache |
21 Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe [1.1] |
Explications en anglais |
22 to marry (a wife). [1.2] 23 to marry a wife [1.7] |
Explications en français |
24 épouser une femme [1.3, 1.8] |
Exemples |
25 nampakatra an'i Estera zatovovavy [1.38] 26 Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. [1.38] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/10/21 |