|
|
|
|

Entrée1  mamosavy
Radical  2  mosavy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy
Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady
Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?
Enti-milaza ny saka manana anaka
Explications en anglais  5  [1.2] to bewitch
6  [1.7] to practice withcraft, to cast a spell
Explications en français  7  [1.8] ensorceler, jeter un maléfice
8  [1.196] ensorceler, jeter un maléfice sur quelqu'un ou sur quelque chose. Beaucoup de maladies, notamment les psychopathies, mais aussi des maladies dont l'origine paraît suspecte, surtout celles qui se déclenchent brutalement, sont attribuées à de tels maléfices
Exemples  9  Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [2.293]
Vocabulaire  10  Religions, Croyances
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mamosavy

Anagrammes  16  amosavim, mamosavy

Mis à jour le 2023/01/20