|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mamory
Radical  2 vory
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka. [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8 mamorivory
Tous les mots composés  9 mamory nana

Entrée (2/3)10  mamory
Radical  11 vory
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13 Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana.
14 Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena.
15 Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika. [1.1]
Explications en anglais  16 to gather, to collect. [1.7]
Explications en français  17 réunir, rassembler. [1.8]
Exemples  18  Ka ianao ihany no mamory. [2.588#]
19  ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. [2.69#]
20  Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. [2.59#]
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
24  Impératif :

Entrée (3/3)25  mamory
Partie du discours  26  verbe actif
Explications en malgache  27 mamarana amin-java-maranitra ho dombo. [Tanala] [1.78]

Anagrammes  28 mamory, 29 miroma, 30 morima

Mis à jour le 2025/11/09