Entrée mamon-toaka (vono, toaka)
Partie du discours locution
Explications en malgache Ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [1.1]
Exemples Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony? [2.298]

Mis à jour le 2020/07/31