|
|
|
|

Entrée1  mamon-toaka
Mots élémentaires  2  mamo, 3  toaka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [1.1]
Exemples  6  Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony? [2.298#79]

Mis à jour le 2025/09/12