Entrée mamono lamba
Mots élémentaires mamono ; lamba
Partie du discours locution
Explications en malgache Anambarana ny famonosan-damba ny maty na ny razana ao am-pasana; mandrakotra lambamena vaovao indray ny maty amin' ny famadihana [1.1]

Mis à jour le 2023/04/16