Entrée | 1 mamoafady |
Mots élémentaires | 2 mamoa, fady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza zavatra mahamenatra loatra Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo |
Explications en anglais |
5 [1.7][mamoa fady] to transgress taboo, to disgrace oneself |
Explications en français |
6 [1.3#840] déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) 7 [1.8][mamoa fady] violer les tabous, se déshonorer |
Exemples |
8 Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady. [2.445#] 9 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472] 10 misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 15 mahavoafady |
Mis à jour le 2023/06/19 |