Entrée | 1 mamesatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vesatra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao |
Autres orthographes | 9 manavesatra |
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |