| Entrée | 1 manavesatra |
| Radical | 2 vesatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
5 Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany 6 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to weigh down
[1.7] |
| Explications en français |
8 mettre un fardeau sur
[1.8] |
| Exemples |
9 Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo.
[2.499#]
10 Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 15 mamesatra |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 17 mañavaratse, 18 manavesatra |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|