Entrée |
mamereza > mamery
(very)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
|
Explications en anglais | To ruin; to sell into slavery [1.7]
|
Explications en français | Réduire en esclavage, ruiner [1.8]
|
Exemples |
1 | Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
[2.649]
|
2 | Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny.
[2.643]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamery |
Passé : |
namery |
Futur : |
hamery |
Impératif : |
mamereza |
|
Proverbes |
|