Entrée | 1 mamazivazy |
Radical | 2 vazivazy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao [1.1] |
Explications en anglais |
5 to tease, to mock, to torment [1.7] |
Explications en français |
6 plaisanter, se moquer de [1.8] |
Exemples |
7 Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity. [2.895#] |
Vocabulaire |
8 Emotions |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mamazivazy |
Anagrammes | 14 amizavizam, mamazivazy, mamizavizà, mamizaviza |
Mis à jour le 2023/01/20 |