Entrée mamarina (varina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1]
Morphologie 
Présent : mamarina
Passé : namarina
Futur : hamarina
Impératif : mamana

Entrée mamarina (vary)
Partie du discours impératif du verbe actif mamary [liste complète]
Explications en malgache  [Tambahoaka] Manomboha! [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20