|
|
|
|

Entrée (1/2)1  malalaka
Radical  2  lalaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
5  Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
6  Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
7  Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
8  Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1#563]
Explications en anglais  9  spacious, roomy [1.2, 1.7]
10  wide [1.2]
Explications en français  11  spacieux, vaste, ample [1.3#375, 1.8]
12  grand, large, espacé [1.3]
Exemples  13  malalaka ny tokotany niraisana [2.356#7]
14  malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375]
15  nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
Dérivés 
19  Adjectifs :
Analogues  20  1.1
Mots composés 

Entrée (2/2)24  malalaka
Radical  25  lalaka
Partie du discours  26  adjectif
Explications en malgache  27  Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
28  Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
29  Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1#563]
Explications en anglais  30  liberal [1.2]
31  without constraint [1.7]
Explications en français  32  sans contrainte [1.3#375, 1.8]
33  libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3]
Exemples  34  malalaka indrindra ny didinao [2.996]
35  halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58]
Morphologie 
36  Présent :
37  Passé :
38  Futur :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/04/09