| Entrée | 1 malady vava | 
| Mots élémentaires | 2 malady, 3 vava | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   haingam-pamaly, malaky mamaly; enti-milaza koa ny zaza mbola kely dia miteny sahady [1.1] | 
| Antonymes | 6 votsavava | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |