|
|
|
|

Entrée1  maivanina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  maivana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana entiny: Maivano izy fa mampalahelo erỳ ny mahita azy tsindrian' entana

Anagrammes  9  aminavina, maivanina

Mis à jour le 2025/01/21