|
|
|
|

Entrée1  maisatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany.
4 Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta. [1.1]
5 mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano. [1.13]
Explications en français  6 apre, âcre, visqueux. [1.3]
7 visqueux. [1.13]
8 qualité des sucs végétaux très âcres.. [1.196]
Exemples  9  ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona. [2.996#]
Dérivés 
Adjectifs :
Analogues  11  handatra

Mis à jour le 2025/09/19