|
|
|
|

Entrée (1/2)1  maintsy
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Angamba, tokony ho: Maintsy vitany izany ilay raharaha nampanaoviko azy;
4 fa ny mazàna ampiasana ny "maintsy" dia ialohan' ny "tsy" ka teny entina manery, mandidy izy amin' izay:
5 Tsy maintsy mianatra ianao fa ela loatra izay nipetrapetrahanao izay.
6 (Marihina fa aorian' ny tsy maintsy, dia samy azo ampiasaina na ny milaza ny ankehitriny na ny milaza ny ho avy arakaraka ny hevitry ny fehezanteny fa tsy tahaka ny azo na ny tokony:
7 Tsy maintsy mandeha aho izao ~ Tsy maintsy handeha aho rahampitso [1.1]
Tous les mots composés  8 tsy maintsy

Entrée (2/2)9  main-tsy
Mots élémentaires  10 tsy
Partie du discours  11  locution
Exemples  12  Ny olombelona tsy main-tsy lena (Les hommes ne sont ni vraiment bons ni tout-à-fait mauvais) [2.165]

Anagrammes  13 maintsy, main-tsy, 14 manitsy, 15 matsiñy, 16 tsimina

Mis à jour le 2025/11/13