Entrée maina (haina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro
¶ Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay
¶ Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra
¶  [Rajemisa 1985]
Définition anglaise dry [Hallanger 1973]
Définition française sec [Abinal 1888]
 desséché, tari [Abinal 1888]
 à sec [Hallanger 1974]
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  makiana ~ haraka ~ karakaina ~ mangetana ~ vaky hentana ~ tankina ~ ritra
Exemples 
1Tany maina sy trano foana no aty. [Andraina: Mitaraina, page 158]
2Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [Randzavola: Baiboly, page 376]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot maina (3): Amparihimaina, Maina, Vatomaina

Entrée maina (haina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [Rajemisa 1985]
Définition française désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [Abinal 1888]

Entrée maina
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition anglaise in vain [Hallanger 1973]
Définition française en vain [Hallanger 1974]

Entrée Maina
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie maina

2019/08/17