|
|
|
|

Entrée1  maimbo ra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1]
Mots élémentaires  4  maimbo, ra

Anagrammes  5  maimbo ra, mamboria

Mis à jour le 2023/01/01