Entrée mailo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana [1.1]
Explications en français Prudent [1.5]
Exemples 
1Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [2.4]
2Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [1.369]
Dérivés 

Entrée mailo
Partie du discours nom
Explications en français  [Bara, Betsimisaraka] (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert. [1.196]
Nom scientifique Solanum nodiflorum
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/01/17