|
|
|
|

Entrée1 mahomby
Radical  2omby
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Maharesy, mandresy: Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
Ambinina, mahavoa tsara, mahazo vokatra tsara, misy vokany tsara: Nahomby ny zokiko tamin' ny fanadinana ~ Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
Mandaitra, afaka hanasitrana: Nahomby tokoa ny fanafody nomenao ahy fa vao nisotro eran' ny sotro aho dia nisinda ny aretin' andohako
(raha misy matoanteny eo aoriany): afaka hanao (asa iray) tsara: Tsy mahomby miasa tany izy
Tsara, vanona: Misaotra fa nahomby tokoa ny kilalaonareo, rankizy. [1.1]
Explications en anglais  5 to be able to do something, to be able to effect [1.2]
6 to be able to do it; to succeed [1.7]
Explications en français  7 être capable de faire une chose; réussir [1.8]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :
Analogues  12 mahasehaka, 13 mahovoka
Tous les mots composés  143 combinaisons de ce mot
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 mahomby, 17 mihambo

Mis à jour le 2025/11/02