|
|
|
|

Entrée1  mahavokatra
Radical  2  vokatra
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra
5  [1.13] lonaka, zina
Explications en anglais  6  [1.7] to yield, to bear fruit
Explications en français  7  [1.8] porter des fruits, produire
8  [1.13] productif, fertile
9  [1.196] qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz)
Exemples  10  Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472#211]
11  ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Antonymes  15  tsymahavokatra
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mahavokatra

Mis à jour le 2023/01/20