|
|
|
|

Entrée1  mahatsangy
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  tsangy
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny.
Exemples  6  [1.437#] Raha nitombo indray ireo dia manao izay mahatsangy, ka samy maka ny azy taroa amin' ny fasan-drazana, ka izany no nahatonga famadihana.
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot mahatsangy

Mis à jour le 2025/08/10