|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahasoa
Radical  2  soa
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
5  Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
6  Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [1.1]
Explications en anglais  7  useful, beneficial
8  to do good [1.7]
Explications en français  9  utile
10  faire du bien [1.8]
Exemples  11  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mahasoa

Entrée (2/2)17  Mahasoa
Radical  18  maha-, soa
Mots élémentaires  19  maha~, soa
Partie du discours  20  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  21  Géographie: agglomérations

Anagrammes  22  amasoha, amosaha, asamaho, hamoasa, mahaosa, mahasoa, Mahasoa

Mis à jour le 2023/01/20